|
|
|
|

Teny iditra1 kavanana
Fototeny  2havanana
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fatra-pampiasa ny tanany havanana raha mandray na miasa (mifanohitra: Kavia). [1.1]
Tohi-kevitra  5kavia

Fivaditsoratra  6 ankavana, 7 kavanana, 8 vakanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12