Teny iditra | kalesin-dalamby | |
Singan-teny | kalesy ; lalamby | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny frantsay | Wagon [1.13] | |
Ohatra | Misioka lavidavitra any ny kalesindalamby mpitondra ny mpiantsena avy any an-drenivohitra.
[2.470] | |
Voambolana | Fitaterana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |