|
|
|
|

Teny iditra1 kalesy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fiara misy kodiarana taritin-tsoavaly.
4Kilalaon' ny ankizy, miendrika fiara kely misy kodiarana roa, izay ifandimbiasany taingenana sy atosika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a horse-drawn carriage; a railroad carriage. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6calèche; wagon de chemin de fer. [1.8]
7calèche, voiture, chariot. [1.13]
Ohatra  8 Kalesy dimy mikambana no indray mandeha. [2.366#]
9 rotsa-kazo fanosehan-kalesy no teny an-tanan' I Saonina. [2.470#]
10 Dia nateriny tamin'ny kalesy, dia ilay zanany edekany no nanatitra anay. [2.366#]
Voambolana  11 Fitaterana
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 5 amin' io teny io
Lahatsoratra  13Randzavola: kalesy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  14 kalesy, 15 selika, 16 silake

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08