|
|
|
|

Teny iditra1 kekerina
Fototeny  2kekitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako.
5Tsindronina: Nokekerin' ny moka ny handriko.
6Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany.
7Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io lady io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to be bitten, to be stung. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qui est piqué, qui est mordu. [1.8]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  14kaikerina
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 kekerina, 17 kinerake

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02