|
|
|
|

Teny iditra1 jiridahy
Singan-teny  2jirika, 3lahy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5Un brigand, un pillard, un rôdeur. [1.3#297]
Ohatra  6 Nefa ny jiridahy Sakalava dia miriorio lalandava mandrava tanàna sy mamabo olona, indrindra fa ny tovovavy no tena tadiaviny. [1.437#]
Mpanahaka  7 jiribavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12