|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 jinjana |
| Fototeny | 2jinja |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjainany varintsika rahampitso.
5Azo otazana: Inona no soa hojinjain' ny kamolahy, hoy ianao?. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on coupe, qu'on moissonne.
[1.3#296] |
| Ohatra |
7 Dia hoy ny ntaolo raha mananatra : "Manetsa vary mahalana, ny atao ihany no jinjana.
[1.316]
8 Fa rehefa azo jinjana|jinjany izy, dia jinjana|jinjany miaraka amin' izay, fa efa tonga ny fararano. [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 13jinjaina |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 anjinja, 16 janjiña, 17 jinjana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|