|
|
|
|

Teny iditra1 jinjaina
Fototeny  2jinja
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjainany varintsika rahampitso.
5Azo otazana: Inona no soa hojinjain' ny kamolahy, hoy ianao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be reaped, to be cut down. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on coupe, qu'on moissonne. [1.3#296, 1.8]
8qu'on récolte. [1.3#296]
Ohatra  9 Eny ary, hoy Razakatahiny, fa tokony hanaovana latsaka alina kapohina eny am-potony ny varin'ny Manisotra efa mena ho jinjaina. [2.508]
10 Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [2.472]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  15jinjana
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 ijinjana, 18 jinjaina, 19 njainjay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02