|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 izay rehetra aleha maneno sahona avokoa |
| Singan-teny | 2izay, 3rehetra, 4aleha, 5maneno, 6sahona, 7avokoa |
| Sokajin-teny | 8 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
9na inona na inona atao, ahazoana tsiny, bedibedy; na inona na inona atao toa tsy metimety daholo.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|