|
|
|
|

Teny iditra1 izato
Fototeny  2ito
Sokajin-teny  3 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ito" ihany: Tiako loatra izato tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo.
5Matetika koa anefa ny "izato" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izato tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izato izy?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6this near by (not in sight). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7celui-ci, assez près (pas visible). [1.8]
Tsipelina hafa  8izaty
Kamban-teny rehetra  9akory izato izy
Tsanganana sy sary iray takila  10 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  11 azôty, 12 izato, 13 toazy, 14 zatoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08