|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 izany raha tsy ... |
| Singan-teny | 2izany, 3raha, 4tsy |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6entina hilazana toe-javatra tafahoatra nony ..: Izany raha tsy loza ny alahelony anao (tsy hita velively ny alahelony nony tsy nahita anao izy).
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 7 izany raha tsy ..., 8 raha tsy izany |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|