|
|
|
|

Teny iditra1 izany hoe
Singan-teny  2izany, 3hoe
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5izao no heviny, toy izao; enti-manazava ny hevitra na ny teny iray: Aza manao izay hampalahelo an' Andriamanitra, izany hoe aza manota. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6that is to say. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7c'est-à-dire. [1.8, 1.13]
8i.e.; id est. [1.13]
Ohatra  9 izany hoe tsy ho ampy ny vola [2.285#201]
10 mainka moa fa izany hoe hevitro izany [2.4#20]
11 veloma tsy mandrakizay, izany hoe mbola hihaona [2.314#41]
12 Raha izany hoe hanaraka anareo, dia sanatria anay! [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12