|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 itehirizana |
| Fototeny | 2tahiry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Ohatra |
4 Any Paris no itehirizana ny Kodeksa Efraima.
[1.38]
5 Ao ny andro itadiavana, ary ao ny andro ahaverezana; Ao ny andro itehirizana, ary ao ny andro anariana; [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 9itahirizana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10 |
|