|
|
|
|

Teny iditra1 irony
Fototeny  2iroa
Sokajin-teny  3 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-manondro olona maro tondroina an' eritreritra: Izaho tsy mba tahaka irony mpanambaka olona irony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5those far away yonder (in sight). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6ce, celui-ci, celle-là; voilà. [1.3]
7ceux-là, bien loin (visibles). [1.8]
Ohatra  8 Toa irony vonin' avoko anaty vero. [2.296]
9 Sigara ohatra irony ilay fonosin-tanana no fahitako azy. [2.4]
Tovy hevitra  10iroa, iroakatra, iroana, irokatra, irokitra
Tsanganana sy sary iray takila  11 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12