|
|
|
|

Teny iditra1 iraizodafy
Singan-teny  2iray, 3zotra, 4lafy
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Efadafy manana lafy roa iraizotra.
7Fototra no ilazana ireo lafy iraizotra ireo. [1.1]
Voambolana  8 Matematika: rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12