|
|
|
|

Teny iditra1 inonao izy
Singan-teny  2inona, 3izy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manontany ny fatoram-pihavanana misy amin' olona roa tonta. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6what is (are) he (she, it, they) to you?. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7quelle parenté entre vous et lui?. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12