|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 indra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary ny indrabe na ny sakany: Voatondro roa ny indrakelin' ny hazofisaka, ary irain-jehy ny indrabeny.
4Ilany: Nihazo ny indran-dalana izy mba tsy ho voahitsaky ny fiarakodia. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Largeur, épaisseur, côté: Ny indraben' ny sakaman-dimby dia irain-jehy ary ny indra-keliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d’épaisseur) ~ Nihataka teo an’ indran-dàlana izy, nony nandalo ny kalesy (Il s’écarta d’un côté du chemin, lorsque la voiture passait) ~ Teo an’ indrany aho (J’étais à côté de lui). [1.3#279]
Haiendriteny 
6 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  8indrany
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/5)10 indra
Sokajin-teny  11 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  12before, previously, whilst. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13avant, auparavant.. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (3/5)14 indra
Sokajin-teny  15 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16izany. [Bezanozano] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  17 Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (4/5)18 indra
Sokajin-teny  19 Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (5/5)21 indrà
Sokajin-teny  22 Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  23na....na...... [Bara] [1.78]
Tovy hevitra  24ndra ñy, ndra

Fivaditsoratra  25 andry, Andry, 26 indra, indrà, 27 nidra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05