|
|
|
|

Teny iditra1 mifanindrana
Fototeny  2indra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana: Nifanindrana izahay sy i Dada nankany an-tsaha. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Tovy hevitra  8mifanindran-dalana
Kamban-teny rehetra  9mifanindran-dalana

Fivaditsoratra  10 mifanandrina, 11 mifanindrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08