|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 indreo |
| Fototeny | 2ireo |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-manondro olona na zavatra maro izay toy ny atolotra na aseho: Indreo ny mpianatrao, hoy ny lehiben' ny sekoly tamin' ilay mpampianatra, dia lasa izy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5behold! A plural form of indro..
[1.2] 6there they are! plural ofindro. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7pluriel de indro : les voilà!.
[1.3#280] 8les voilà! pluriel of indro. [1.8] |
| Ohatra |
9 Ary indreo koa ianareo mpanan-karena.
[2.298#113]
10 indreo izy dimy lahy variana niresaka eo. [2.357#31] 11 indreo koa atsy, ny zandry mahaleo mahala-sana. [2.245#52] |
| Fivaditsoratra | 12 endroy, 13 indreo, 14 redony |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|