|
|
|
|

Teny iditra1 indreny
Fototeny  2indry
Sokajin-teny  3 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-manondro olona na zavatra maro hita lavitra eny: Indreny lasa ny miaramila hanao sarinady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5behold! There! Lo! Here they are.
6A plural form.. [1.2]
7there they are!. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8les voilà, ceux-là. [1.3#280]
Ohatra  9 indreny ny tsiriry mamonjy toerana mangina tao Anosy. [2.499#]
10 Dia indreny ireto mpianaka va niditra ny ala matevina. [2.895#]
11 indreny ny foza maromaro, manatona ny fafy, mihoriram-pamindra. [2.356#]

Fivaditsoratra  12 indreny, 13 indriñe

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12