|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 indraindray |
| Fototeny | 2indray |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mahalankalana, tsy matetika: Tonga mitsidika anay indraindray i Dadatoa Rajao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5sometimes.
[1.2, 1.7] 6seldom, infrequent. 7Reduplication of indray. [1.2] 8off and on. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9parfois.
[1.3, 1.8, 1.5] 10de temps en temps. [1.3, 1.8, 1.5] |
| Ohatra |
11 Tonga any amiko izy indraindray.
[2.4]
12 indraindray foana izahay vao mba nihinan-kena. [2.472] |
| Tsipelina hafa | 13kindraindray, tsindraindray |
| Kamban-teny rehetra | 14indraindray tadiavina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|