|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsindraindray |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Mahalana fa tsy misesy: Mba tonga mamangy anao aty ihany ve ny zanak' anabavinao? -- Tonga tsindraindray izy.
[1.1] |
| Ohatra |
4 Mitopy tsindraindray amin' I Terezy kely mikodingidingy ny masony ary tsaroany ny mampakatra ny feony mba hampazava tsara ny teniny.
[2.470]
5 mino aho fa ho faty mandrakizay ao am-pony ilay avelo nanelingelina tsindraindray ny fahasambarany. [2.471] |
| Kamban-teny rehetra | 6tsindraindray tadiavina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|