|
|
|
|

Teny iditra1 indrabeny
Singan-teny  2indra, 3be
Sokajin-teny  4 anarana indra sy mpisolo
Fanazavàna teny frantsay  5largeur. [1.3]
Ohatra  6 Ny indraben' ny sakamandimby dia irain-jehy ary ny indrakeliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d'épaisseur) [1.3]
7 Folo hakiho no halavan'ny hazo fisaka iray, ary iray hakiho sy sasany no indrabeny. [2.996]
Voambolana  8 Toerana
Mpanahaka  9 indrakeliny

Fivaditsoratra  10 indrabeny, 11 indranibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12