|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 indra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary ny indrabe na ny sakany: Voatondro roa ny indrakelin' ny hazofisaka, ary irain-jehy ny indrabeny.
4Ilany: Nihazo ny indran-dalana izy mba tsy ho voahitsaky ny fiarakodia. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Largeur, épaisseur, côté: Ny indraben' ny sakaman-dimby dia irain-jehy ary ny indra-keliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d’épaisseur) ~ Nihataka teo an’ indran-dàlana izy, nony nandalo ny kalesy (Il s’écarta d’un côté du chemin, lorsque la voiture passait) ~ Teo an’ indrany aho (J’étais à côté de lui).
[1.3#279] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 8indrany |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/5) | 10 indra |
| Sokajin-teny | 11 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12before, previously, whilst.
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13avant, auparavant..
[Tankarana]
[1.19] |
| Teny iditra (3/5) | 14 indra |
| Sokajin-teny | 15 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
16izany.
[Bezanozano]
[1.78] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
17 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (4/5) | 18 indra |
| Sokajin-teny | 19 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.78] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (5/5) | 21 indrà |
| Sokajin-teny | 22 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
23na....na......
[Bara]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 24ndra ñy, ndra |
| Fivaditsoratra | 25 Andry, andry, 26 indra, indrà, 27 nidra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|