|
|
|
|

Teny iditra1 ilay mahia miankin-drindrina
Singan-teny  2ilay, 3mahia, 4miankina, 5rindrina
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7Ankamantatra ilazana ny sahafa; fampanonona fanaon'ny ankizy ka ny valiny dia hoe sahafa (noho ny maha-fisaka ny sahafa no ilazana azy ho mahia). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12