|
|
|
|

Teny iditra1 mamirapiratra
Fototeny  2firapiratra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4to gleam, shine. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5briller. [1.3#173]
6luire, étinceler. [1.3#173, 1.8#42]
Ohatra  7 Ao tompoko misy zava-tsoa, mamirapiratra. [2.606#]
8 Kintana mena mamirapiratra no manaraka io; [1.353#]
9 Mitafy ny mamirapiratra, misalotra ny fanamiany. [2.928#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
Tovy hevitra  13mamiratra
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02