|
|
|
|

Teny iditra1 ilasitelo
Singan-teny  2ila, 3telo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Anaram-bola izay 0, 70 F ny sandany, ka toy izao no niforonany: ila (voamena) sy telo (voamena). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[telo, three.] sevenpence ; lit.
7one half and three (twopences).
8Pronounced lasitelo.. [1.2]
Voambolana  9 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Tsipelina hafa  10lasitelo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12