Teny iditra ilafy > Ilafy
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (jeôgrafia)
Famaritana malagasy   Havoana misy tanàna mifono ala tompontany azay 10 km avaratr' Antananarivo, amin-ny arabe mankany Ambohimanga saingy mihataka kely ary ambony atsinanana. Ny renirano Mamba no mandalo ery ambany avarany. Eo amin-ny 1400 m ny haavony. Ny aviavy sy amontana hazon-Andriana dia midoroboka be mahafinaritra. Misy toerana maromaro fitazantazanana manala sorisory eo, indrindra fai ilay ahatsinjovana an-Antananarivo, Ambohidrabiby, Ambohimanga, Ambohidratrimo, ets. Isan-ny Tendrombohitra masina Roambinifolo izy... [Ravelojaona 1937]
Dikanteny frantsay   Village sis sur une colline boisé [...] [tohiny Rajemisa 1966]
Voambolana  
Jereo  
Sary  

Nohavaozina taminy 2012/05/03
Takela isoratana ny soso-kevitrao