| Teny iditra | ![]() |
ikaloy > Ikaloy |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (jeôgrafia) | |
| Famaritana malagasy | [Ny mpitantara sasany kosa anefa manao azy hoe Kalohy na Ikalohy] vohitra eo amin-ny morony atsinanana amin-ny renirano Andranobe izay sampany atsinanana amin-ny ony Jabo, izay isan-ny sampan' i Betsiboka, izany hoe eo amin-ny ilany avaratra amin-Imerina. Eo amin-ny 1600 m ny haavon-ity vohitra Ikaloy. Zavatra fito loha no mendrika hotadidina momba ity vohitra kely ity: ... [Ravelojaona 1937] | |
| Voambolana | Jeografý: temdrombohitra sy saha | |
| Jereo | ilay vohitra masina roa amby ny folo ao imerina | |
| Nohavaozina taminy 2012/05/03 |
|