|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 iangavio |
| Fototeny | 2angavy |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony iangaviana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#45] |
| Ohatra |
4 Raha sitrakareo ary ny handevenako ny fatin' ny vadiko mba tsy ho eto anatrehako, dia mihainoa ahy, ka mba iangavio kely amin' i Efrona, zanak' i Zohara
[2.996#1.23.8]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|