|
|
|
|

Teny iditra1 iangaviana
Fototeny  2angavy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  4to be asked for; to be begged. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#45]
5qu'on demande; qu'on supplie. [1.8]
Ohatra  6 Ka tiako iangaviana izy io, na hovidiana na hatakalo, tsy maninona. [2.472#]
7 Ny tsy ho sarotiny loatra eo am-pamakiana azy no mba iangaviana anao. [2.471#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12