|
|
|
|

Teny iditra1 hosotra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny anglisy  3a smearing, the act of applying a coating; an anointing. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4action d'enduire, d'oindre, de peindre. [1.3, 1.8]
5Action de mettre un enduit, de passer une couche de peinture, de vernis, de chaux, de savon, de graisser, de frictionner, de laver le dos avec la main, de couvrir de boue.
6fig.
7action de calomnier. [1.3]
8badigeonnage. [1.13]
Ohatra  9 Fanjakana "voalahatr'Andriamanitra" ho an'ny vahoaka, ka ny Mpanjaka no nahazo "hosotra sy fitahiana" hanjaka. [2.508]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
11 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  31Fikambanana 5 amin' io teny io
Lahatsoratra  32Randzavola: hosotra ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  33 hatsôro, 34 hosotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11