|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 hosorana
Fototeny  2hosotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Lalorina na tavonana menaka/loko/vernia/fotaka/savony: Ity angaha tsy mba nohosoran-dreniny menaka? / Hosory vernia ny fanakao fa hangilohilo / Tsy manaiky aho fa nohosorany fotaka ny lambako / Hosory savony tsara ny lamba.
5Hamasinina, apetraka sy atokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Nohosoran' i Papa Ray masina ho Eveka izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to have something smeared or painted on it. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on peint ou enduit de quelque chose. [1.8]
Ohatra  8 Ho hosorana loko mba hateza satria raha tsy izany dia ho lo vetivety toy ny teo aloha. [2.332#]
9 tapa-kazo izay hosorana tseroka na tantely, ary ravahana vakana sy ampitafiana lamba jaky; [2.588#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15 hosorana
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny frantsay  17Nom général des onguents, pommades, produits avec lesquels on frictionne. [1.196]
Voambolana  18 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02