|
|
|
|

Teny iditra1 fanosotra
Fototeny  2hosotra
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba enti-manosotra.
5Azo hosorana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Ce qu’il faut oindre, peindre, ...
7manière d’oindre. [1.3#271]
Ohatra  8 Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy mmenaka fanosotra sy mahamandimandina endrika iizy. [2.470#]

Fivaditsoratra  9 fanosotra, 10 tsoforana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12