|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 horohoro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hovotrovotra: Nampianjera ny fanaka tao an-trano ilay horohoron-tany halina.
4Tebiteby, tahotra mamely mafy, fahatairana izaitsizy: Tsy hita holazaina ny horohoron' ny vahoaka nandre fa nanatona ny fahavalo. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a trembling, a shudder.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6tremblement, frémissement.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Aizina indray izao tontolo izao, dia aizina feno horohoro.
[2.5#]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 horohoro |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18Karazan' ahitra.
[1.1] 19karazan-jozoro madinika. [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20Comme horo.
21Ce nom s'applique surtout à la plante présentant des jeunes pousses que les boeufs parviennent encore à brouter.. [Bara] [1.196] |
| Voambolana | 22 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 23 horohoro, 24 rohoroho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|