|
|
|
|

Teny iditra1 mampihorohoro
Fototeny  2horohoro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Teo amin' ny kristiana kosa ny fasana dia nanjary nanana hevitra mampihorohoro. [2.285]
5 Ny fitondrana mampihorohoro indrindra, tamin' ny andron' i Mosesy, dia ny nampitoraihana vato ho faty an' ilay lehilahy anankiray nanangona kitay tamin' ny andro Sabata Nom. [1.38]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29