|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 homan-droka |
| Singan-teny | 2homana, 3roka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5efa antitra dia antitra (ka miverina amin' ny fahazazana mitsimpona mihinana izay rehetra hitany na dia fakofako aza).
[1.1] |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|