|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  roka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Bezanozano] lava-trandraka [1.78]

Teny iditra (2/5)4  roka
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Zezika, zezika miavosa kely na fotaka manampina ny vava lavaky ny foza. [1.1]
7 tany mainty mahavokatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 fumier, humus [1.13]
Ohatra  9  atao izay hisian' ny roka hiveloman' ny vary [2.445#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  12  Toe-karena: fambolena
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (3/5)14  roka
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 [Antesaka] fananana [1.78]

Teny iditra (4/5)17  roka
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 [Antesaka] honahona [1.78]

Teny iditra (5/5)20  roka
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny frantsay  22 [Sakalava Atsimo+Mahafaly] (de roka : ce qui est raboteux, couvert d'aspérités ; chez l'homme : peau couverte de boutons, éruption cutanée). Tronc déjà taillé pour faire des pirogues monoxyles, mais non encore façonné définitivement. [1.196]
Voambolana  23  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  24 Kora, 25 rako, roka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04