|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 holamena
Singan-teny  2holatra, 3mena
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Aretin-koditra mamaritra mena toy ny tandomerina, fa izy maharitra mamela holatra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6plaque rouge, indice de la lèpre. [1.54]
Ohatra  7 ary misy fotsy mamontsina eo amin' ny holatry ny fery, na misy holamena, dia hiseho amin' ny mpisorona izy. [2.996#3.13.19]
Voambolana  8 Fahasalamana
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10 holamena
Singan-teny  11holatra, 12mena
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny frantsay  14(« champignon rouge »).
15Nom banal donné à de très nombreuses espèces.
16Les champignons lignicoles de couleur rouge ou rougeâtre sont les plus souvent proclamés vénéneux.
17Voir par exemple, Capitaine Rossi, Notes, Reconnaissances et Explorations 3 (18) : 786 (1898).
18L'un d'entre eux, au moins, Polyporus croceoleucus Pat.
19(Polyporaceae), très commun, n'a pas confirmé cette réputation aux essais toxicologiques.
20C'est donc une crainte superstitieuse dont l'origine ne nous est pas connue.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  21 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  22 holamena, 23 mahaleno, 24 manoleha, 25 menaloha, Menaloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03