|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 holatra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3provocation dissimulée, tournée.. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  4ankolatra

Teny iditra (2/3)5 holatra
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Dian-dratra na fery efa sitrana hita eo amin' ny hoditra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8a scar. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9cicatrice. [1.3, 1.8, 1.5]
Ohatra  10 Hitan' ialahy io holatra amin' ny sandriko io, diam-benitra io. [2.472]
11 Na ho sitrana aza, hoy Fatakamana tamin ny namany, ny holatra tsy ho azo kosehina! [2.499]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  13 Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 13 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)15 holatra
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny malagasy  17Karazan-javamaniry mitarehina elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra: dia ireo fihinana ary ireo misy poizina ka mahafaty. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18mushrooms; fungus in general. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19champignon. [1.8]
20nom générique des champignons. [1.3, 1.5]
[olatra] 21(dictionnaire Abinal et Malzac, 4e édition (1930) p.
22236 et 459 : admet les deux orthographes ; mais en malgache moderne, on écrit plutôt holatra).
23Nom générique des Champignons :.
24d'après Cardenan, Journal Officiel de Madagascar n° 272 (7 Juillet 1898) p.
252119, à Farafangana ce nom est réservé au champignon blanc comestible des parcs à boeufs.
26Le Dr.
27H.
28Poisson l'identifie avec doute à Agaricus campestris L.
29(Agaricaceae).. [Taifasy] [1.196]
Ohatra  30 dia totoina ny ravin' ana-mamy, dia fiazana atao amy ny tavy, dia ahosotra ny holatra vaovao; [2.48]
31 Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka. [2.470]
Voambolana  32 Haizavamaniry
Tsipelina hafa  33olatra
Kamban-teny rehetra  34Fikambanana 19 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Teny nalaina  35 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  36 halôtra, halotra, 37 holatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03