|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 hofana |
| Fototeny | 2hofa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Antsoina amin' ny kopa-damba, na tanana na zavatra hafa: Hofay lamba izy fa tsy reny izany.
5Sivanina amin' ny sahafa: Hofao tsara ny vary, rankizy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 10hofaina |
| Teny iditra (2/3) | 11 hofana |
| Fototeny | 12hofa |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14Raisina hipetrahana ka andoavana hofany: Hofan-dRakoto mpanao kiraro ny tranon-dRabeao atsimonay.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15to be rented from someone.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16qu'on loue de quelqu'un.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 21 hofaña |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23kankana mena monina amin'ny tany mandomando.
[Tanala]
[1.78] |
| Voambolana | 24 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Fivaditsoratra | 25 fahano, 26 fanaho, 27 fanoha, 28 hafona, 29 hofana, hofaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|