|
|
|
|

Teny iditra1 hohofana
Fototeny  2hohoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Saronana: Tokony hohofana harona ny akoho mikotrika.
5Orohana: Nohofan-dreniny ela tao ilay zanany nieren' ny loza. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12