|
|
|
|

Teny iditra1 manoaka
Fototeny  2hoaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mampitanatana vava fa vizana, noana na ta hatory. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to sigh deeply from hunger or fatigue. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6bailler.
7figuré: avoir envie de dormir. [1.3#255]
Ohatra  8 tsy misento aho fa manoaka nahoana hianao no toa very saina? [2.131#454]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  13 manakoa, 14 manoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12