|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hilana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Firehana na fitongilanana fa tsy mahitsy fijoro; fironatra amin' ny ilany iray fa tsy mitovy lanja.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4inclinaison.
[1.20] 5déclinaison, devers. [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 24 halany, 25 halina, 26 hilana, 27 lahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|