|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kilany
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vatan-kazo noloahana ho toy ny lakan-kely atao fihinanan-kisoa: "Ny omby mahazo ny mololony manao tsako sesilany / ny kisoa miosanosana, mifandrombaka an-kilany" (Dox). [1.1]
Mpanahaka  4 karabe, 5 lokaloka, 6 tavinkisoa

Teny iditra (2/2)7 kilany
Fototeny  8kilaka
Sokajin-teny  9 anarana kilaka sy mpisolo

Fivaditsoratra  10 Ankily, 11 kilany, 12 kinaly, 13 kinila, 14 lakiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31