|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 heny
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Mitovy amin' ilay efa eo, na isa na habe: Enina kilao io kisoa io tamin' ny novidiko, ary izao izy telopolo kilao, izany hoe lasa indimy heny ny lanjany.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4so many times; used with numerals, as: avo folo heny (ten times as much). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5tant de fois; s'emploie comme suit: avo folo heny (dix fois plus). [1.8]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 13 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)8 heny
Sokajin-teny  9 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10Sahaza, mifanentana, tandrify, mifanandrify.
11Mahazo mivady fa tsy mpihavana akaiky: Olon-tsy heny aminao Rasoa ka tsy azonao alaina ho vady.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12réel, vraiment.
13(edy, ankitiny, tokoa). [Tankarana] [1.19]
Kamban-teny rehetra  14olon-tsy heny

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11