|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankitiny |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antambahoaka] marina
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 [Provincial] proper, suitable. Same as marina or mahitsy.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 [ankitiñy] [Sakalava-Mayotte] vrai, vraiment, absolument, vérité
[1.405] |
| Ohatra |
6 Izikoa ankitiny anao maneky lehilahy tsy miteraka, ampodiàna sevalin' ny mahangy ty aroe, alà ninao araiky.
[2.150#166]
|
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|