|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hazon-damosina |
| Singan-teny | 2hazo, 3lamosina |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6the spinal bone, the spine..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7l'épine dorsale.
[1.3#230] 8colonne vertébrale. [1.13] |
| Ohatra |
9 Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry.
[2.472#]
|
| Voambolana | 10 Haiaina |
| Tovy hevitra | 11tohivany |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|