|
|
|
|

Teny iditra1 hazomalama
Singan-teny  2hazo, 3malama
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5hazo lava sy mahitsy nohosorana menaka ary nasiana zavatra eny an-tendrony ka izay tafahanika eny dia mahazo amin' ireo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6(de hazo : bois et malama : poli, glissant, lisse).
7Probablement aussi un Casearia (Salicaceae).
8Grand arbre à bois blanc marbré de rose ou de violet.
9Il se travaille très facilement et prend un beau poli.
10Surtout employé en menuiserie.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  11 Haizavamaniry: hazo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12