|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 hazolava
Singan-teny  2hazo, 3lava
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5fiandrasam-paty. [Taisaka] [1.78]
6hatairana. [Bara] [1.78]
7vonjy loza (haintrano, dorotanety, ets). [Tanosy] [1.78]
8Antso fanao raha misy fahatairana lehibe, toy ny fahatongavan' ny fahavalo, fanamian' ny jiolahy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9on criait hazolava, nom ancien des épieux, pour mettre en garde contre l'attaque des pillards, des voleurs de boeufs. [1.196]
Ohatra  10 Kanjo rahefa sahabo ho indray mahamasa-bary dia injany akoralava : "hazolava e! [2.643#]

Teny iditra (2/4)11 hazolava
Singan-teny  12hazo, 13lava
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny frantsay  15appellation botanique: Neobeguea mahafaliensis. [2.612]
16(saka., mahafaly, tandr.) (de hazo : bois ou autre matière dure et lava : longue, allongée ; nom donné à la colonne vertébrale ; la décoction très amère de cet arbre est administrée contre les douleurs de la colonne vertébrale).
17Neobeguea mahafaliensis J.F.
18Leroy (Meliaceae).
19Composition chimique encore inconnue.. [1.196]
Voambolana  20 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)21 hazolava
Singan-teny  22hazo, 23lava
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny frantsay  25(ici ce cri d'alerte doit mettre en garde contre la toxicité de la plante).
26Adenia sphaerocarpa Claverie (Passifloraceae).
27Liane à grosse tige renflée et charnue à la base, ornée d'excroissances disgracieuses.
28Elle renferme des substances cyanogènes très toxiques.. [Mahafaly] [1.196]
Voambolana  29 Haizavamaniry
Tovy hevitra  30andy, bemahova, fipy
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)31 Hazolava
Singan-teny  32hazo, 33lava, 34hazo
Sokajin-teny  35 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  36 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  37 hazolava, Hazolava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02