|
|
|
|

Teny iditra1 hatairana
Fototeny  2taitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana.
5Fivadiham-po: Tsy hita holazaina ny fahatairako nahita ilay ombalahy be tandroka roa metatra teo anoloako. [1.1]
Tovy hevitra  6fahatairana

Fivaditsoratra  7 ahiratana, 8 hatairana, 9 iharatana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12